# Nohon'ny fandikan-dalàn'ny tany Ny anarana hoe "fandikan-dalàna" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Nohon'ny fandikan'ny tany ny lalàna" # ny fandikan-dalàn'ny tany Ilazana ny fahotan'ny olona monina ao amin'ny tany iray io. DH: "ny fandikan-dalàn'ny olona ao amin'ny tany iray" # miaraka amin'ny olona manana fahazavan-tsaina sy fahalalana Ny fampahafantarana ambadik'izany dia mpanapaka na mpitarika io olona io. Azo adika amin'ny endrika matoanteny ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" sy "fahalalana." DH: "miaraka amin'ny olona izay mahatakatra sy mahalala ny fomba fitondrana"