plt_tn/pro/27/26.md

815 B

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Ny andininy faha 26 sy 27 dia mifanaraka ho ohabolana iray amin'ny andininy faha 23 ka hatramin'ny 25 .

Ireo zanak'ondry ireo no hanome ny fitafianao

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe azo ampiasaina hanamboarana fitafiana ilay volon'ondry. DH: "Ny volon'ilay ondry no hanome fitafiana anao"

ireo osy no hanome ny saran'ny saha

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ho ampy hividianana saha ny vola azo tamin'ny fivarotana ireo osy. DH: "ny fivarotana ny osinao no hanome ny vidin'ny saha"

ho an'ny tokantranonao

"ho an'ny fianakavianao manontolo"

sakafo ho an'ny mpanomponao vavy

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hisy rononon'osy ampy hamahanana ny mpanompo vavy koa eo. DH: "dia hisy rononon'osy hamahanana ny mpanompo vavinao"

sakafo

"hanina"