plt_tn/pro/27/26.md

24 lines
815 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny Foto-kevitra:
Ny andininy faha 26 sy 27 dia mifanaraka ho ohabolana iray amin'ny andininy faha 23 ka hatramin'ny 25 .
# Ireo zanak'ondry ireo no hanome ny fitafianao
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe azo ampiasaina hanamboarana fitafiana ilay volon'ondry. DH: "Ny volon'ilay ondry no hanome fitafiana anao"
# ireo osy no hanome ny saran'ny saha
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ho ampy hividianana saha ny vola azo tamin'ny fivarotana ireo osy. DH: "ny fivarotana ny osinao no hanome ny vidin'ny saha"
# ho an'ny tokantranonao
"ho an'ny fianakavianao manontolo"
# sakafo ho an'ny mpanomponao vavy
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hisy rononon'osy ampy hamahanana ny mpanompo vavy koa eo. DH: "dia hisy rononon'osy hamahanana ny mpanompo vavinao"
# sakafo
"hanina"