plt_tn/pro/27/07.md

16 lines
532 B
Markdown

# Ny olona izay nihinana mandra-pahavoky
"Ny olona izay afa-po" na "Ny olona izay nihinana izay ampy hahavoky azy"
# mandà na dia ny tohon-tantely aza
Ny tohon-tantely dia mampitsiriritra raha ny tena izy, saingy tsy ho an'ny olona izay efa nihinana izay ampy hahavoky azy.
# mamy ny zava-mangidy rehetra
"mamy izay rehetra mangidy tsiro"
# Toy ny vorona izay mirenireny miala amin'ny akaniny ny olona izay maniasia miala amin'ny fonenany
Ny teny hoe "mirenireny" sy "maniasia" dia mitovy hevitra eto amin'ity andininy ity.