plt_tn/pro/27/07.md

532 B

Ny olona izay nihinana mandra-pahavoky

"Ny olona izay afa-po" na "Ny olona izay nihinana izay ampy hahavoky azy"

mandà na dia ny tohon-tantely aza

Ny tohon-tantely dia mampitsiriritra raha ny tena izy, saingy tsy ho an'ny olona izay efa nihinana izay ampy hahavoky azy.

mamy ny zava-mangidy rehetra

"mamy izay rehetra mangidy tsiro"

Toy ny vorona izay mirenireny miala amin'ny akaniny ny olona izay maniasia miala amin'ny fonenany

Ny teny hoe "mirenireny" sy "maniasia" dia mitovy hevitra eto amin'ity andininy ity.