plt_tn/pro/26/17.md

12 lines
704 B
Markdown

# Tahaka ilay mihazona ny sofin'ny alika ny mpandalo izay tezitra amin'ny fifamaliana tsy azy
Azo averina arfitra io. DH: "Ny mpandalo izay zary tezitra amin'ny adin'ny olona sasany dia tahaka ny olona izay misambotra ny sofin'ny alika"
# Tahaka ilay mihazona ny sofin'ny alika
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ho tezitra ilay alika ka hanaikitra ilay olona. DH: "Tahaka ny olona izay mahatezitra ny alika amin'ny fisamborana ny sofiny" na "Tahaka ny olona izay misambotra ny sofin'alika ka lanin'ilay alika"
# ny mpandalo izay tezitra amin'ny fifamaliana tsy azy
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hanomboka hifanditra ilay mpandalo, ary ho tezitra aminy ireo olona niady ka handratra azy.