plt_tn/pro/26/17.md

704 B

Tahaka ilay mihazona ny sofin'ny alika ny mpandalo izay tezitra amin'ny fifamaliana tsy azy

Azo averina arfitra io. DH: "Ny mpandalo izay zary tezitra amin'ny adin'ny olona sasany dia tahaka ny olona izay misambotra ny sofin'ny alika"

Tahaka ilay mihazona ny sofin'ny alika

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ho tezitra ilay alika ka hanaikitra ilay olona. DH: "Tahaka ny olona izay mahatezitra ny alika amin'ny fisamborana ny sofiny" na "Tahaka ny olona izay misambotra ny sofin'alika ka lanin'ilay alika"

ny mpandalo izay tezitra amin'ny fifamaliana tsy azy

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hanomboka hifanditra ilay mpandalo, ary ho tezitra aminy ireo olona niady ka handratra azy.