plt_tn/pro/26/15.md

12 lines
550 B
Markdown

# mametraka ny tanany ao an-doviany
"mametraka ny tanany ao an-dovia mba hahazo hanina" na "manakatra ny hanina"
# tsy manana hery hanaingana izany ho ao am-bavany izy
Mapiseho ny hakamoany lehibe izany. Apetrany eo akaikin'ny lovia fotsiny ny tanany ary tsy hohaniny ilay hanina.
# Ny olona kamo dia hendry eo imasony ihany noho ny olona fito miaraka amin'ny fahaiza-manavaka
Ny andian-teny hoe "eo imasony ihany" dia maneho ny fiheviny. DH: "Ny olona kamo dia mihevi-tena ho hendry noho ny olona fito izay mahay mamaly amin'ny am-pahendrena"