plt_tn/pro/26/15.md

550 B

mametraka ny tanany ao an-doviany

"mametraka ny tanany ao an-dovia mba hahazo hanina" na "manakatra ny hanina"

tsy manana hery hanaingana izany ho ao am-bavany izy

Mapiseho ny hakamoany lehibe izany. Apetrany eo akaikin'ny lovia fotsiny ny tanany ary tsy hohaniny ilay hanina.

Ny olona kamo dia hendry eo imasony ihany noho ny olona fito miaraka amin'ny fahaiza-manavaka

Ny andian-teny hoe "eo imasony ihany" dia maneho ny fiheviny. DH: "Ny olona kamo dia mihevi-tena ho hendry noho ny olona fito izay mahay mamaly amin'ny am-pahendrena"