plt_tn/pro/26/11.md

547 B

Toy ny alika miverina amin'ny loany

"Tahaka fihinanan'ny alika ny loany ihany"

Mahita olona hendry eo imasony ihany ve ianao?

Ity fanontaniana ity dia entina hampisainana ny mpamaky ny amin'ny olona izay hendry eo imasony ihany. Ny andian-teny hoe "hendry eo imasony ihany" dia midika hoe "mihevi-tena ho hendry," ary eto ny hevitra ambadik'izany dia tsy tena hendry io olona io. DH: "Hevero ny olona izay mihevi-tena ho hendry kanefa tsy izany"

Ny adala misy antenaina kokoa noho ny aminy

"Mety ho mora hendry kokoa noho izy ny adala"