plt_tn/pro/26/11.md

12 lines
547 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Toy ny alika miverina amin'ny loany
"Tahaka fihinanan'ny alika ny loany ihany"
# Mahita olona hendry eo imasony ihany ve ianao?
Ity fanontaniana ity dia entina hampisainana ny mpamaky ny amin'ny olona izay hendry eo imasony ihany. Ny andian-teny hoe "hendry eo imasony ihany" dia midika hoe "mihevi-tena ho hendry," ary eto ny hevitra ambadik'izany dia tsy tena hendry io olona io. DH: "Hevero ny olona izay mihevi-tena ho hendry kanefa tsy izany"
# Ny adala misy antenaina kokoa noho ny aminy
"Mety ho mora hendry kokoa noho izy ny adala"