plt_tn/pro/25/23.md

780 B

rivotra avaratra

Tany Israely, ny rivotra avy any avaratra matetika dia nitondra orana. Afaka manampy karazan-drivotra izay misy fiantraikany mitovy amin'izany ny mpandika teny, ohatra hoe: "rivotra mangatsiaka"

miteny ireo tsiambaratelo

Ny dikan-teny sasany dia manao hoe "ny olona izay tezitra."

hamadika ny endrika ho tezitra

Ny endrika dia ilazana ny olona. DH: "mahatezitra ny olona hafa"

zoron'ny tafon-trano

Ny trano tamin'izany andro izany dia nitapelaka ny tafony. Ny Israelita taloha dia nandany fotoana betsaka teny an-tafon-tranony, izay matetika dia nangatsiatsiaka noho ny tao an-trano, ary indraindray ny olona dia nanorina fialofana lehibe ampy hatorian'ny olona teo amin'ny zoron'ny tafo.

vady mpiady lava

vady izay miady na mitaraina matetika