plt_tn/pro/25/01.md

738 B

ny manafin-javatra

"mitana ny zavatra sasany ho tsiambaratelo"

fa ny ... voninahitry

Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "fa izao no voninahitry"

mitady izany

"mizaha raharaha iray" na "mitady ireo zavatra izay nafenin'Andriamanitra"

ahaka ny maha-an'ny avo ny lanitra sy ny maha-an'ny lalina ny tany, no maha-tsy takatry ny saina ny fon'ireo mpanjaka

Ny fon'ny mpanjaka dia ampitahaina amin'ny haben'ny lanitra sy ny tany. DH: "Tahaka ny tsy fahafahan'iza na iza mandrefy ny hahavon'ny lanitra sy ny halalin'ny tany, dia tahaka izany koa no tsy fahafahan'iza na iza mahatakatra ny fon'ny mpanjaka"

lanitra

Maneho izay rehetra hitantsika ambonin'ny tany izany, ao anatin'izany ny masoandro, ny volana, ary ny kintana.