plt_tn/pro/25/01.md

20 lines
738 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny manafin-javatra
"mitana ny zavatra sasany ho tsiambaratelo"
# fa ny ... voninahitry
Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "fa izao no voninahitry"
# mitady izany
"mizaha raharaha iray" na "mitady ireo zavatra izay nafenin'Andriamanitra"
# ahaka ny maha-an'ny avo ny lanitra sy ny maha-an'ny lalina ny tany, no maha-tsy takatry ny saina ny fon'ireo mpanjaka
Ny fon'ny mpanjaka dia ampitahaina amin'ny haben'ny lanitra sy ny tany. DH: "Tahaka ny tsy fahafahan'iza na iza mandrefy ny hahavon'ny lanitra sy ny halalin'ny tany, dia tahaka izany koa no tsy fahafahan'iza na iza mahatakatra ny fon'ny mpanjaka"
# lanitra
Maneho izay rehetra hitantsika ambonin'ny tany izany, ao anatin'izany ny masoandro, ny volana, ary ny kintana.