forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
950 B
Markdown
20 lines
950 B
Markdown
# Na iza na iza miteny amin'ny ratsy fanahy hoe ... dia ho ozonin'ireo vahoaka ary ho halan'ireo firenena
|
|
|
|
Ny teny hoe "firenena" dia ilazana ny olona izay monona ao amin'ilay firenena. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Ny vahoaka dia hanozona izay rehetra milaza amin'ny ratsy fanahy hoe: ..., ary ny vahoakan'ny firenena hafa hankahala azy"
|
|
|
|
# ratsy fanahy ... Olo-marina
|
|
|
|
Ireo mety hoe heviny 1) tsy tokony hiantso izay olona ratsy fanahy rehetra hoe olo-marina mihitsy ny olona, na 2) tsy misy tokony hilaza ny amin'ny olona meloky ny heloka iray hoe tsy manan-tsiny. DH: "ny olona meloky ny heloka ... tsy manan-tsiny"
|
|
|
|
# hahazo sitraka
|
|
|
|
"ho faly tokoa"
|
|
|
|
# ho tonga amin'izy ireo ny fanomezan-tsoa
|
|
|
|
Ny fanomezana dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mikisaka. Ny teny hoe "fanomezan-tsoa" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "hanome fanomezana tsara ho azy ireo ny olona"
|
|
|
|
# fanomezan-tsoa
|
|
|
|
"zavatra tsara" na "fitahiana"
|