plt_tn/pro/24/17.md

614 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

lavo ny fahavalonao

"misy zava-dratsy manjo ny fahavalonao"

aoka tsy ho ravoravo ny fonao

Didy entitra io. Ny teny hoe "fo" dia ilazana ilay olona. DH: "aza avela hifaly ny tenanao" na "sakatsy tsy hifaly ny tenanao"

esoriny aminy ny fahatezerany

Ny teny hoe "esoriny ny fahatezerany" dia fomba fiteny ilazana hoe tsy tezitra intsony. Izay hataon'i Yaveh ho solon'izany dia azo atao mazava. DH: "hitsahatra amin'ny fahatezerany aminy ary ho tezitra aminao kosa"