# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # lavo ny fahavalonao "misy zava-dratsy manjo ny fahavalonao" # aoka tsy ho ravoravo ny fonao Didy entitra io. Ny teny hoe "fo" dia ilazana ilay olona. DH: "aza avela hifaly ny tenanao" na "sakatsy tsy hifaly ny tenanao" # esoriny aminy ny fahatezerany Ny teny hoe "esoriny ny fahatezerany" dia fomba fiteny ilazana hoe tsy tezitra intsony. Izay hataon'i Yaveh ho solon'izany dia azo atao mazava. DH: "hitsahatra amin'ny fahatezerany aminy ary ho tezitra aminao kosa"