plt_tn/pro/24/05.md

20 lines
771 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# ny mpiadin'ny fahendrena
Ny teny hoe "fahendrena" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "ny mpiady hendry"
# ny olon'ny fahalalana dia mampitombo ny heriny
Ny teny anarana hoe "fahalalana" sy "hery" dia azo adika amin'ny matoanteny "mahalala" sy ny mpamari-toetra "mahery." DH: "ny olona izay mahalala zavatra maro dia mahery satria fantany ireo zavatra ireo"
# amin'ny torolalana hendry
Ny teny hoe "torolalana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "raha manana olon-kendry ianao hilaza aminao izay tokony hatao"
# mpanolo-tsaina
ireo izay milaza amin'ny manam-pahefan'ny fanjakana izay tokony hataon'ireo manam-pahefana ireo