plt_tn/pro/24/05.md

771 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

ny mpiadin'ny fahendrena

Ny teny hoe "fahendrena" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "ny mpiady hendry"

ny olon'ny fahalalana dia mampitombo ny heriny

Ny teny anarana hoe "fahalalana" sy "hery" dia azo adika amin'ny matoanteny "mahalala" sy ny mpamari-toetra "mahery." DH: "ny olona izay mahalala zavatra maro dia mahery satria fantany ireo zavatra ireo"

amin'ny torolalana hendry

Ny teny hoe "torolalana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "raha manana olon-kendry ianao hilaza aminao izay tokony hatao"

mpanolo-tsaina

ireo izay milaza amin'ny manam-pahefan'ny fanjakana izay tokony hataon'ireo manam-pahefana ireo