plt_tn/pro/23/17.md

12 lines
501 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# Aza avela hialona ireo mpanota ny fonao
Ny teny hoe "fo" dia fibangoan-teny ilazana ilay olona manontolo. DH: "Aza avela hialona ny mpanota ny tenanao" na "Ataovy azo antoka mba tsy hialona ny mpanota ianao"
# tsy ho foana ny fanantenanao
Io dia azo adika hoe DH: "tsy hamela an'iza na iza hamongotra ny fanantenanao Andriamanitra" na "Hitana ny fampanantenana nataony taminao Andriamanitra"