# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Aza avela hialona ireo mpanota ny fonao Ny teny hoe "fo" dia fibangoan-teny ilazana ilay olona manontolo. DH: "Aza avela hialona ny mpanota ny tenanao" na "Ataovy azo antoka mba tsy hialona ny mpanota ianao" # tsy ho foana ny fanantenanao Io dia azo adika hoe DH: "tsy hamela an'iza na iza hamongotra ny fanantenanao Andriamanitra" na "Hitana ny fampanantenana nataony taminao Andriamanitra"