plt_tn/pro/22/24.md

615 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

olona izay fehezin'ny fahatezerana

ny olona izay tsy mahafehy ny fahatezerany

romotra

maneho hatezerana miharo herisetra

haka fandrika ho an'ny fanahinao

Ny olona izay te ho tahaka ny olona tezitra dia tahaka ny biby maka ny fanjonoana eo amin'ny fandrika. "ho tahaka ny biby izay mihinana ny fanjonoana izay mampikatona ny fandrika ianao ary tsy ho afa-miala"

fandrika ho an'ny fanahinao

Ny fanahy dia ilazana ny ain'ny olona. DH: "fanjonoana izay napetraky ny olona mba hahafahany mamono anao"