plt_tn/pro/22/24.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# olona izay fehezin'ny fahatezerana
ny olona izay tsy mahafehy ny fahatezerany
# romotra
maneho hatezerana miharo herisetra
# haka fandrika ho an'ny fanahinao
Ny olona izay te ho tahaka ny olona tezitra dia tahaka ny biby maka ny fanjonoana eo amin'ny fandrika. "ho tahaka ny biby izay mihinana ny fanjonoana izay mampikatona ny fandrika ianao ary tsy ho afa-miala"
# fandrika ho an'ny fanahinao
Ny fanahy dia ilazana ny ain'ny olona. DH: "fanjonoana izay napetraky ny olona mba hahafahany mamono anao"