forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
806 B
Markdown
16 lines
806 B
Markdown
# Izay manana maso be fiantrana dia hotahina
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Hitahy ireo izay manana maso be fiantrana Andriamanitra"
|
|
|
|
# Izay manana maso be fiantrana
|
|
|
|
Ny maso dia ilazana ny fahitana izay ilain'ny olona, ary ny "maso be fiantrana" dia vitan'ny mahita fotsiny fa manome izay ilain'ny olona. Ny maso ihany koa dia fibangoan-teny ilazana ilay olona manontolo. DH: "olona be fiantrana" na "oloan vonona ny hanome zavatra ho an'ny olon-kafa"
|
|
|
|
# mofony
|
|
|
|
Satria moa ny mofo ny foto-tsakafon'ny maro tamin'ny andron'ny olona tao amin'ny Baibloy, dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny io matetika.
|
|
|
|
# hitsahatra ny ady sy ny fanevatevana
|
|
|
|
Ny teny hoe "ady" sy "fanevatevana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy hifanditra intsony ny olona na hifampilaza zavatra mandratra"
|