plt_tn/pro/22/09.md

806 B

Izay manana maso be fiantrana dia hotahina

Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Hitahy ireo izay manana maso be fiantrana Andriamanitra"

Izay manana maso be fiantrana

Ny maso dia ilazana ny fahitana izay ilain'ny olona, ary ny "maso be fiantrana" dia vitan'ny mahita fotsiny fa manome izay ilain'ny olona. Ny maso ihany koa dia fibangoan-teny ilazana ilay olona manontolo. DH: "olona be fiantrana" na "oloan vonona ny hanome zavatra ho an'ny olon-kafa"

mofony

Satria moa ny mofo ny foto-tsakafon'ny maro tamin'ny andron'ny olona tao amin'ny Baibloy, dia ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny io matetika.

hitsahatra ny ady sy ny fanevatevana

Ny teny hoe "ady" sy "fanevatevana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsy hifanditra intsony ny olona na hifampilaza zavatra mandratra"