plt_tn/pro/20/27.md

1.0 KiB

Ny fanahin'ny olona no jiron'i Yaveh, mitady ireo singa anatiny indrindra

Ny fanahin'ny olona dia resahina toy ny hoe jiro. Manampy azy hahalala ny ao anatiny lalina ny fanahin'ny olona. DH: "Nomen'i Yaveh fanahy hahalala ny ao anatintsika lalina Yaveh, tahaka ny jiro izay mampahita antsika ao amin'ny aizina"

Tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisana no miaro ny mpanjaka

Ny tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny mpanjaka. DH: "Miaro ny tenany aminy tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisany ny mpanjaka"

miaro ny mpanjaka

miaro ny mpanjaka amin'ny ratsy

ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana

Ny fitiavan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny fanapahany. DH: "ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavany"

ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana

Eto dia ny "seza fiandrianany" no iresahana ny mpanjaka. DH: "ataon'ny mpanjaka azo antoka fa hanjaka mandritra ny fotoana ela izy amin'ny fanehoana fitiavana amin'ny hafa"