# Ny fanahin'ny olona no jiron'i Yaveh, mitady ireo singa anatiny indrindra Ny fanahin'ny olona dia resahina toy ny hoe jiro. Manampy azy hahalala ny ao anatiny lalina ny fanahin'ny olona. DH: "Nomen'i Yaveh fanahy hahalala ny ao anatintsika lalina Yaveh, tahaka ny jiro izay mampahita antsika ao amin'ny aizina" # Tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisana no miaro ny mpanjaka Ny tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny mpanjaka. DH: "Miaro ny tenany aminy tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisany ny mpanjaka" # miaro ny mpanjaka miaro ny mpanjaka amin'ny ratsy # ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana Ny fitiavan'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe olona izay miaro ny fanapahany. DH: "ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavany" # ny seza fiandrianany dia voaaron'ny fitiavana Eto dia ny "seza fiandrianany" no iresahana ny mpanjaka. DH: "ataon'ny mpanjaka azo antoka fa hanjaka mandritra ny fotoana ela izy amin'ny fanehoana fitiavana amin'ny hafa"