plt_tn/pro/20/21.md

12 lines
464 B
Markdown

# any am-piandohana
Entina ilazana ny olona mandray ny lovany mialohan'ny tokony handraisany izany io. Azo atao mazava ny hevitr'io fanambarana io feno. DH: "mialohan'ny fotoana mety"
# Hamaly anao
Midika fanaovana ratsy amin'ny olona iray izany satria nanao ratsy taminao izy. DH: "Hanafay anao"
# Miandrasa an'i Yaveh
Manana finoana fa hisahana ny momba izany toe-javatra izany Yaveh no dikan'io. DH: "Manàna finona an'i Yaveh" na "Manantenà an'i Yaveh''