plt_tn/pro/20/21.md

464 B

any am-piandohana

Entina ilazana ny olona mandray ny lovany mialohan'ny tokony handraisany izany io. Azo atao mazava ny hevitr'io fanambarana io feno. DH: "mialohan'ny fotoana mety"

Hamaly anao

Midika fanaovana ratsy amin'ny olona iray izany satria nanao ratsy taminao izy. DH: "Hanafay anao"

Miandrasa an'i Yaveh

Manana finoana fa hisahana ny momba izany toe-javatra izany Yaveh no dikan'io. DH: "Manàna finona an'i Yaveh" na "Manantenà an'i Yaveh''