plt_tn/pro/20/17.md

746 B

mofo azo amin'ny fitaka

Io dia azo atao hoe DH: "Ny mofo azon'ny olona tamin'ny fitaka"

amin'ny fitaka

Ny teny hoe "fitaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "amin'ny famitahana olona"

mofo

Eto ny "mofo" dia maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "Sakafo"

Mamy

"mamy ny tsirony"

saingy rehefa afaka izany dia ho feno vatokely ny vavany

Ny sakafo tsy tsara tsiro dia resahina toy ny hoe tena feno vatokely ny vava fa tsy hanina. DH: "saingy aorin'izany dia tahaka ny vatokely ny tsirony ao am-bavany" na "fa vetivety dia tahaka ny fasika ny tsirony ao am-bavany"

vatokely

poti-bato madinika

Ireo paika dia voalamin'ny torohevitra

Io dia azo atao hoe DH: "Manao paika mifototra amin'ny torohevitra ny olona"