plt_tn/pro/20/17.md

28 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mofo azo amin'ny fitaka
Io dia azo atao hoe DH: "Ny mofo azon'ny olona tamin'ny fitaka"
# amin'ny fitaka
Ny teny hoe "fitaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "amin'ny famitahana olona"
# mofo
Eto ny "mofo" dia maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "Sakafo"
# Mamy
"mamy ny tsirony"
# saingy rehefa afaka izany dia ho feno vatokely ny vavany
Ny sakafo tsy tsara tsiro dia resahina toy ny hoe tena feno vatokely ny vava fa tsy hanina. DH: "saingy aorin'izany dia tahaka ny vatokely ny tsirony ao am-bavany" na "fa vetivety dia tahaka ny fasika ny tsirony ao am-bavany"
# vatokely
poti-bato madinika
# Ireo paika dia voalamin'ny torohevitra
Io dia azo atao hoe DH: "Manao paika mifototra amin'ny torohevitra ny olona"