plt_tn/pro/20/13.md

743 B

tonga amin'ny fahantrana

Ny andian-teny hoe "tonga amin'ny" eto dia midika hoe fiampitana amin'ny trangan-javatra hafa; zary. DH: "hanjary hahantra"

sokafy ny masonao

Eto ny "fanokafana ny mason'ny olona" dia resahina toy ny hoe "mifoha." DH: "mifohaza" (UDB) na "miambena"

"Ratsy! Ratsy! hoy ny mpividy, fa rehefa lasa izy dia mirehareha

Eto dia mitsikera izay varotan'ny olona iray ny mpividy mba hahazoany vidiny ambany. Aorian'ny nividianany dia midehaka ny amin'ilay vidy tsara izay nandreseny lahatra ny mpivarotra homena azy izy. Azo atao mazava ny hevitr'io feno. DH: "Ratsy!Ratsy" hoy ny mpividy mitsikera ny entan'ilay mpivarotra, saingy aorian'ny ividianany dia lasa izy mirehareha ny amin'ilay vidy ambany izay naloany"