plt_tn/pro/20/13.md

12 lines
743 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tonga amin'ny fahantrana
Ny andian-teny hoe "tonga amin'ny" eto dia midika hoe fiampitana amin'ny trangan-javatra hafa; zary. DH: "hanjary hahantra"
# sokafy ny masonao
Eto ny "fanokafana ny mason'ny olona" dia resahina toy ny hoe "mifoha." DH: "mifohaza" (UDB) na "miambena"
# "Ratsy! Ratsy! hoy ny mpividy, fa rehefa lasa izy dia mirehareha
Eto dia mitsikera izay varotan'ny olona iray ny mpividy mba hahazoany vidiny ambany. Aorian'ny nividianany dia midehaka ny amin'ilay vidy tsara izay nandreseny lahatra ny mpivarotra homena azy izy. Azo atao mazava ny hevitr'io feno. DH: "Ratsy!Ratsy" hoy ny mpividy mitsikera ny entan'ilay mpivarotra, saingy aorian'ny ividianany dia lasa izy mirehareha ny amin'ilay vidy ambany izay naloany"