plt_tn/pro/19/26.md

16 lines
620 B
Markdown

# mitondra henatra sy fahafaham-baraka
Ireo mety ho heviny dia 1) mitondra izany ho an'ny tenany ihany izy. DH: "mitondra henatra sy fahafaham-baraka ho an'ny tenany ihany izy" na 2) amin'ny fianakaviany no hitondrany izany. DH: "mitondra henatra sy fahafaham-baraka ho an'ny fahafaham-baraka"
# Raha mitsahatra ny mihaino fampianarana ianao
Eto ny "fihainona sy fankatoavana" dia resahina toy ny hoe "mihaino." DH: "Raha mitsahatra ny miaino fananarana ianao" na "Raha mijanona tsy mankatoa fananarana ianao"
# dia hania hiala amin'ireo
"dia hahafoy" na "hitodi-damosina"
# ireo tenin'ny fahalalana
"fahalalana"