plt_tn/pro/19/26.md

620 B

mitondra henatra sy fahafaham-baraka

Ireo mety ho heviny dia 1) mitondra izany ho an'ny tenany ihany izy. DH: "mitondra henatra sy fahafaham-baraka ho an'ny tenany ihany izy" na 2) amin'ny fianakaviany no hitondrany izany. DH: "mitondra henatra sy fahafaham-baraka ho an'ny fahafaham-baraka"

Raha mitsahatra ny mihaino fampianarana ianao

Eto ny "fihainona sy fankatoavana" dia resahina toy ny hoe "mihaino." DH: "Raha mitsahatra ny miaino fananarana ianao" na "Raha mijanona tsy mankatoa fananarana ianao"

dia hania hiala amin'ireo

"dia hahafoy" na "hitodi-damosina"

ireo tenin'ny fahalalana

"fahalalana"