plt_tn/pro/19/11.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Ny fisainana mazava mahatonga ny olona tsy ho mora tezitra
"Ny olona manana fahamailoana dia tsy mora tezitra"
# Ny fahamalinana
Fahalalana izay tokony hatao amin'ny toe-javatra iray manokana ny dikan'io. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io teny io.
# voninahitra ho azy tsy mijery
"mitondra voninahitra ho azy ny manadino" na "ho raisin'ny hafa voninahitra ny fanadinoany"
# tsy mijery
minia manadino
# Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia tahaka ny fieron'ny liona tanora
Eto ny fieron'ny liona dia entina ilazana ny fanafihana. Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia ampitahaina amin'ny fanafiahana tsy ampizina sy mampidi-doza ataon'ny liona tanora. DH: "Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia mampidi-doza tahaka ny fanafihan'ny liona tanora"
# fa ny sitrany kosa dia tahaka ny ando amin'ny ahitra
Ny fankasitrahan'ny mpanjaka dia ampitahaina amin'ny rano mamelombelona izay mipoitra eny amin'ny ahitra amin'ny maraina. DH: "fa ny fankasitrahany dia tahaka ny ando eny amin'ny ahitra" na "fa ny fankasitrahany dia mamelombelona tahaka ny ando eo amin'ny tany amin'ny maraina"