plt_tn/pro/19/07.md

12 lines
393 B
Markdown

# koa mainka fa ireo namany izay manalavitra azy!
Io andian-teny io dia fanairana hampisehoana fa mitovitovy amin'ny adian-teny teo aloha izany. DH: "noho izany dia hankahala azy tokoa ny namany ary hiala lavitra azy!"
# tia ny ainy
Eto dia amin'ny "ainy" no iresahana ny olona mba hanindriana ny fahavelomany ihany. DH: "tia ny tenany"
# mitazona ny fahalalana
"manana fahazavan-tsaina"