# koa mainka fa ireo namany izay manalavitra azy! Io andian-teny io dia fanairana hampisehoana fa mitovitovy amin'ny adian-teny teo aloha izany. DH: "noho izany dia hankahala azy tokoa ny namany ary hiala lavitra azy!" # tia ny ainy Eto dia amin'ny "ainy" no iresahana ny olona mba hanindriana ny fahavelomany ihany. DH: "tia ny tenany" # mitazona ny fahalalana "manana fahazavan-tsaina"