plt_tn/pro/18/21.md

511 B

Ny fahafatesana sy aina dia fehezin'ny lela

Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mitondra mankany amin'ny fiainana na ny fahatesana ny lela" na "izay lazain'ny olona dia mety hitondra ho any amin'ny fiainana na fahafatesana"

ny lela ... tia ny lela

Eto ny "lela" dia entina ilazana ny teny. DH: "amin'izay lazain'ny olona ... tia fitenenana"

hihinana ny vokany

Ny olona mandray ny voka-dratsin'izay lazainy dia resahina toy ny hoe vokatra izay raisiny ireo voka-dratsy ireo. DH: "handray ny voka-dratsiny"