plt_tn/pro/18/21.md

12 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fahafatesana sy aina dia fehezin'ny lela
Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mitondra mankany amin'ny fiainana na ny fahatesana ny lela" na "izay lazain'ny olona dia mety hitondra ho any amin'ny fiainana na fahafatesana"
# ny lela ... tia ny lela
Eto ny "lela" dia entina ilazana ny teny. DH: "amin'izay lazain'ny olona ... tia fitenenana"
# hihinana ny vokany
Ny olona mandray ny voka-dratsin'izay lazainy dia resahina toy ny hoe vokatra izay raisiny ireo voka-dratsy ireo. DH: "handray ny voka-dratsiny"