plt_tn/pro/18/17.md

8 lines
383 B
Markdown

# Izay voalohany
"Izay 1." Etina ilazana ny olona voalohany manao zavatra iray io. DH: "Ny olona voalohany"
# manasaraka ireo mpifanandrina mahery
Entina ilazana ny olona izay miady mafy manoloana ny fifandirana iray io. Rehefa misaraka izy ireo, dia tsy miady mahakasika ny fifandirany intsony. DH: "ary mahatonga ny mpifanandrina hitsahatra tsy hiady mahakasika ny fifandirany"