plt_tn/pro/18/17.md

383 B

Izay voalohany

"Izay 1." Etina ilazana ny olona voalohany manao zavatra iray io. DH: "Ny olona voalohany"

manasaraka ireo mpifanandrina mahery

Entina ilazana ny olona izay miady mafy manoloana ny fifandirana iray io. Rehefa misaraka izy ireo, dia tsy miady mahakasika ny fifandirany intsony. DH: "ary mahatonga ny mpifanandrina hitsahatra tsy hiady mahakasika ny fifandirany"