plt_tn/pro/17/27.md

368 B

mampiasa teny fohy

Entina ilazana ny fomba firesahany io. DH: "miresaka amin'ny teny vitsy"

Na dia adala aza heverina ho hendry

Io dia azo soratana hoe DH: "Na ny olona aza mihevitra fa hendry ny adala"

manakombom-bava izy

Midika izany fa tsy miteny izy. DH: "tsy miteny"

heverina ho manan-tsaina

Io dia azo atao hoe DH: "raisin'ny olona ho hendry izy"