# mampiasa teny fohy Entina ilazana ny fomba firesahany io. DH: "miresaka amin'ny teny vitsy" # Na dia adala aza heverina ho hendry Io dia azo soratana hoe DH: "Na ny olona aza mihevitra fa hendry ny adala" # manakombom-bava izy Midika izany fa tsy miteny izy. DH: "tsy miteny" # heverina ho manan-tsaina Io dia azo atao hoe DH: "raisin'ny olona ho hendry izy"