plt_tn/pro/17/25.md

866 B

Ny zanaka adala dia alahelo ho an'ny rainy

Ny zanaka izay mahatonga ny rainy halahelo dia resahina toy ny hoe ilay zanaka mihitsy no "alahelo." DH: "Ny zanaka adala mitondra alahelo amin'ny rainy"

Ny zanaka adala ... fangidiana ho an'ny vehivavy

Ny zanaka izany mahatonga fangidiana amin'ny reniny dia resahina toy ny hoe ilay zanaka mihitsy no "fangidiana." DH: "Ny zanaka adala ... mitondra fangidiana ho an-dreniny"

fangidiana

fanaitainana ara-pihetseham-po, alahelo

tsy tsara mihitsy ... na

Io fanambarana io dia azo atao hoe DH: "tsy mety foana ny ... ary ratsy ny"

ny olo-marina

Ny mety ho dikany hafa dia "ny olona tsy manan-tsiny," izay rehetra nampangaina nohon'ny heloka izay tsy nataony.

mikapoka

mamely mafy

izay manana fahitsiana

Ny teny hoe "fahitsiana" dia azo lazaina amin'ny mpamari-toetra hoe "marina." DH: "izay marina"