plt_tn/pro/17/23.md

661 B

mba hamadihana ireo lalan'ny rariny

"hisorohana ny rariny tsy ho azo" na "hamadika ny rariny"

mampitodika ny tarehiny mankany amin'ny fahendrena

Resahina toy ny hoe mijery ny fahendrena ny fifantohan'ny olona iray. DH: "mifantoka amin'ny fanaovana fihetsika am-pahendrena"

ny mason'ny adala

Aseho amin'ny alalan'ny masony ny adala mba hanindriana ny amin'izay ifantohany. DH: "ny adala dia"

vazan-tany

Ny nofinofy tsy ho tanteraky ny adala dia resahina toy ny hoe vazan-tany mba hanindriana fa lasa lavitra loatra ny fisainany. DH: "miezaka mafy hahazo zavatra izay lavitra azy tahaka ireo vazan-tany" na "mifantoka amin'ny zavatra tsy hay atao"