# mba hamadihana ireo lalan'ny rariny "hisorohana ny rariny tsy ho azo" na "hamadika ny rariny" # mampitodika ny tarehiny mankany amin'ny fahendrena Resahina toy ny hoe mijery ny fahendrena ny fifantohan'ny olona iray. DH: "mifantoka amin'ny fanaovana fihetsika am-pahendrena" # ny mason'ny adala Aseho amin'ny alalan'ny masony ny adala mba hanindriana ny amin'izay ifantohany. DH: "ny adala dia" # vazan-tany Ny nofinofy tsy ho tanteraky ny adala dia resahina toy ny hoe vazan-tany mba hanindriana fa lasa lavitra loatra ny fisainany. DH: "miezaka mafy hahazo zavatra izay lavitra azy tahaka ireo vazan-tany" na "mifantoka amin'ny zavatra tsy hay atao"