plt_tn/pro/17/13.md

687 B

tsy handao ny tranony mandrakizay ny ratsy

Eto ny "ratsy" dia resahina toy ny hoe olona izay tsy handao ny tranon'ilay lehilahy mihitsy. Eto ny teny hoe "trano" dia azo raisina ara-bakiteny, saingy sarinteny ilazana ny fianakaviana ihany koa io. DH: "hisy zava-dratsy hitranga aminy sy ny fianakaviany hatrany" na "tsy hitsahatra ny hiseho aminy sy ny fianakaviany mandrakizay ny zava-dratsy"

Ny fiandohan'ady dia tahaka izay mamela ny rano hiparitaka eny rehetra eny

Io dia mampitaha ny fielezan'ny ady vetivety foana amin'ny fandriaky ny rano nitobaka eny rehetra eny. DH: "Ny fanetsehana asy dia tahaka ny manovo rano ary mampandeha izany eny rehetra eny"

vaky

"manomboka"