forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
687 B
Markdown
12 lines
687 B
Markdown
|
# tsy handao ny tranony mandrakizay ny ratsy
|
||
|
|
||
|
Eto ny "ratsy" dia resahina toy ny hoe olona izay tsy handao ny tranon'ilay lehilahy mihitsy. Eto ny teny hoe "trano" dia azo raisina ara-bakiteny, saingy sarinteny ilazana ny fianakaviana ihany koa io. DH: "hisy zava-dratsy hitranga aminy sy ny fianakaviany hatrany" na "tsy hitsahatra ny hiseho aminy sy ny fianakaviany mandrakizay ny zava-dratsy"
|
||
|
|
||
|
# Ny fiandohan'ady dia tahaka izay mamela ny rano hiparitaka eny rehetra eny
|
||
|
|
||
|
Io dia mampitaha ny fielezan'ny ady vetivety foana amin'ny fandriaky ny rano nitobaka eny rehetra eny. DH: "Ny fanetsehana asy dia tahaka ny manovo rano ary mampandeha izany eny rehetra eny"
|
||
|
|
||
|
# vaky
|
||
|
|
||
|
"manomboka"
|