plt_tn/pro/17/11.md

519 B

mitady fikomiana

Ny teny hoe "fikomiana' dia azo aseho amin;ny endrika matoanteny. DH: "mitady hikomy"

halefa hanohitra azy ny iraka lozabe

Io dia azo atao hoe DH: "hisy iraka lozabe ho avy hanohitra azy"

halefa hanohitra azy

Ny hoe "alefa hanohitra" olona iray dia midika ho irahina hamely azy. DH: "halefa hamely azy"

bera very anaka

Io dia azo adika hoe DH: "bera izay voa very ny zanany"

amin'ny fahadalany

Ny teny hoe "fahadalana" dia azo atao amin'ny endrika mpamaritra. DH: "izay miadaladala"